Hosea 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no hataonareo raha tonga amin’ny fotoam-pivavahana sy amin’ny andro firavoravoana voatendrin’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no hataonareo amin’ny fety lehibe, amin’ny andro fetin’i Iaveh?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona kosa no hataonareo amin’ny androm-pankalazana manetriketrika, dia amin’ny andro fetin’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Hanao ahoana kosa re ianareo, raha mby amin'ny fotoam-pivavahana sy amin'ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no hataonareo raha tonga amin’ny fotoam-pivavahana sy amin’ny andro firavoravoana voatendrin’NY TOMPO?
malagasy
Hanao ahoana kosa re ianareo, raha mby amin'ny fotoam-pivavahana sy amin'ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah?