Hosea 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fampamoahana; ho fantatr’Israely izany! Adala ny mpaminany ary very saina ny olona mahazo tsindrimandry noho ny halehiben’ny helokao sy habetsahan’ny fanoherana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga ny andro famaizana! Tonga ny andro fanodiavana; vetivety ho fantatr’i Israely izany. Adala ny mpaminany, ny olona tsindriam-panahy mirediredy foana, noho ny haben’ny helokao sy ny fanoheranao mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny andro famaizana. Tonga ny andro famaliana. Ho fantatr’i Israely anie izany! Hoy ianareo hoe: «Adala ny mpaminany; ary mirediredy ny tsindriam-panahy.» Vokatry ny hamaroan’ny helokao sy ny fanohera-mafy nataonao izany.
Malagasy Bible 1865
Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fanodiavana Ho fantatr'Isiraely fa adala ny mpaminany, ary very saina ny olona tsindriam-panahy noho ny hamaroan'ny helokao sy ny habetsahan'ny fanoherana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fampamoahana; ho fantatr’Israely izany! Adala ny mpaminany ary very saina ny olona mahazo tsindrimandry noho ny halehiben’ny helokao sy habetsahan’ny fanoherana anao.
malagasy