Isaiah 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mamelatra ny tanana ianareo dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; eny, na dia manao vavaka be dia be aza ianareo dia tsy hihaino Aho; Feno ran’olona ny tananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manandratra ny tananareo ianareo, misarona maso eo anoloanareo Aho; raha mampitombo ny fivavahana ianareo, tsy mihaino akory Aho: Feno ra ny tananareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manandra-tanana hivavaka ianareo dia hitampi-maso tsy hijery Aho. Na manao vavaka maro aza ianareo, dia tsy hihaino akory Aho, satria feno ra ny tananareo.
Malagasy Bible 1865
Raha mananty tanana ianareo, Dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; Eny, na dia manao vavaka be aza ianareo, dia tsy hihaino Aho; Feno ran'olona ny tananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mamelatra ny tanana ianareo dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; eny, na dia manao vavaka be dia be aza ianareo dia tsy hihaino Aho; Feno ran’olona ny tananareo.
malagasy
Raha mananty tanana ianareo, Dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; Eny, na dia manao vavaka be aza ianareo, dia tsy hihaino Aho; Feno ran'olona ny tananareo.[Heb. rà nalatsaka]