Isaiah 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamerina ny tanako ho aminao indray Aho ka hodioviko amin’ny sirahazo ianao hahafahan’ny tain-drendrikao anao; hesoriko ny firaka rehetra aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haninjitra ny tanako aminao Aho, ka ny tain-drendrikao hoempoiko toy ny amin’ny sirahazo, ary ny potipoti-pirakao rehetra hoesoriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Jerosalema, hahita raharaha amiko ianao: hodioviko amin’ny afo ianao mba hialan’ny tain-drendrikao ary hoesoriko ny lotom-pirakao rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia hamerina ny tanako ho aminao Aho, Ka hodioviko amin'ny lavenona ianao hahafahan'ny tain-drendrikao, ary hesoriko ny firaka rehetra aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamerina ny tanako ho aminao indray Aho ka hodioviko amin’ny sirahazo ianao hahafahan’ny tain-drendrikao anao; hesoriko ny firaka rehetra aminao.
malagasy
Dia hamerina ny tanako ho aminao Aho, Ka hodioviko amin'ny lavenona ianao hahafahan'ny tain-drendrikao, ary hesoriko ny firaka rehetra aminao.[Heb. sirahazo]