Isaiah 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Havotana amin’ny fitsarana i Ziona ary izay miverina ao dia havotana amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havotana amin’ny hitsiny i Siôna, ary amin’ny rariny, izay hibebaka ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voavonjy i Tsiôna rehefa mitandro ny rariny; ary ho voavonjy ireo mponiny niala tamin’ny toe-dratsy rehefa mampihatra ny fahamarinana.
Malagasy Bible 1865
Ziona havotana amin'ny fitsarana, ary izay efa mibebaka ao dia havotana amin'ny fahamarinana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Havotana amin’ny fitsarana i Ziona* ary izay miverina ao dia havotana amin’ny fahamarinana.
malagasy
Ziona havotana amin'ny fitsarana, ary izay efa mibebaka ao dia havotana amin'ny fahamarinana;[Heb. miverina]