Isaiah 1:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hahazo henatra ianareo noho ny amin’ny hazo terebinta izay nifalianareo ary hangaihay ianareo noho ny amin’ny saha izay nofidinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ho menatra ny terebinta nankamamianareo ary ho menatra ny zaridaina izay nahafinaritra anareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tena ho diso fanantenana ianareo ny amin’ireo hazo terebinta izay nolalainareo; eny, ho menatra ianareo ny amin’ireo toerana nofidinareo hanaovana ny fombafomban-tsampy.
Malagasy Bible 1865
Fa hahazo henatra ianareo noho ny amin'ny hazo terebinta izay nifalianareo, ary hangaihay ianareo noho ny amin'ny saha izay natokanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hahazo henatra ianareo noho ny amin’ny hazo terebinta* izay nifalianareo ary hangaihay ianareo noho ny amin’ny saha izay nofidinareo.
malagasy
Fa hahazo henatra ianareo noho ny amin'ny hazo terebinta izay nifalianareo, ary hangaihay ianareo noho ny amin'ny saha izay natokanareo.[Heb. izy]