Isaiah 1:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho tahaka ny hazo terebinta malazo ravina ianareo sady ho tahaka ny saha tsy misy rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ho tahaka ny terebinta nalazo ravina ianareo, ary tahaka ny zaridaina tsy misy rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho tahaka ireo hazo terebinta mihintsan-dravina ianareo sy ho tahaka ireo toerana tsy misy rano.
Malagasy Bible 1865
Fa ho tahaka ny hazo terebinta malazo ravina ianareo, Sy ho tahaka ny saha tsy misy rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho tahaka ny hazo terebinta malazo ravina ianareo sady ho tahaka ny saha tsy misy rano.
malagasy
Fa ho tahaka ny hazo terebinta malazo ravina ianareo, Sy ho tahaka ny saha tsy misy rano.Ny mahery ho tahaka ny vohavoha, Ary ny asany ho tahaka ny kilalaon'afo, Dia hiaraka hodorana izy roa tonta, Ka tsy hisy hamono ny afo.