Isaiah 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaozana i Ziona zanakavavy, tahaka ny trano rantsan-kazo ao anaty tanim-boaloboka sy tahaka ny trano fialofan’ny mpiandry voly ao anaty tanim-boatango, tahaka ny tanàna natao fahirano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny zanaka vavin’i Siôna dia tafajanona toy ny trano bongo anaty tanimboaloboka, toy ny tranotomboka, anaty tanim-boatango, toy ny tilikambo fiambenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jerosalema irery sisa no hany tafajoro, toy ny tranotomboka ao anaty tanimboaloboka, sy toy ny kitranotrano rantsan-kazo ao anaty tanimbolin-kôkômbra, ary toy ny tanàna efa atao fahirano.
Malagasy Bible 1865
Ary Ziona zanakavavy dia nilaozana tahaka ny trano rantsan-kazo ao anaty tanim-boaloboka, Sy tahaka ny fandriana mihantona an'ny mpiandry voly ao anaty tanimbolim-boantango, Dia tahaka ny tanàna atao fahirano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaozana i Ziona* zanakavavy, tahaka ny trano rantsan-kazo ao anaty tanim-boaloboka sy tahaka ny trano fialofan’ny mpiandry voly ao anaty tanim-boatango, tahaka ny tanàna natao fahirano.
malagasy
Ary Ziona zanakavavy dia nilaozana tahaka ny trano rantsan-kazo ao anaty tanim-boaloboka, Sy tahaka ny fandriana mihantona an'ny mpiandry voly ao anaty tanimbolim-boantango, Dia tahaka ny tanàna atao fahirano.[voantangom-bazaha]