Isaiah 10:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay mamoaka lalàna mampidi-doza sady mampanoratra didy fampahoriana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’izay mamoaka fitsarana tsy marina, sy ho an’ny mpanoratra manoratra fanamelohana tsy ara-drariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’ireo olona mamoaka didy tsy marina ary maika hampanoratra lalàna mampahory.
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay mamorona fikasana tsy marina sy izay mpanoratra manoratra fampahoriana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay mamoaka lalàna mampidi-doza sady mampanoratra didy fampahoriana
malagasy
Lozan'izay mamorona fikasana tsy marina sy izay mpanoratra manoratra fampahoriana,