Isaiah 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
moa tsy tahaka ny nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamanitra tsy izy ivavahany va no hataoko amin’i Jerosalema sy ny sampiny koa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
moa tsy toy izany koa va no hataoko amin’i Jerosalema sy ny sary sampiny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy ho tahaka izay nataoko tamin’i Samaria sy tamin’ny andriamani-tsiizy notompoiny ve no hataoko koa amin’i Jerosalema sy ny sampiny?›
Malagasy Bible 1865
Dia tsy tahaka ny nataoko tamin'i Samaria sy ny andriamanini-tsi-izy va no hataoko amin'i Jerosalema sy ny sampiny koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
moa tsy tahaka ny nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamanitra tsy izy ivavahany va no hataoko amin’i Jerosalema sy ny sampiny koa?
malagasy
Dia tsy tahaka ny nataoko tamin'i Samaria sy ny andriamanini-tsi-izy va no hataoko amin'i Jerosalema sy ny sampiny koa? [Heb. sarin-javatra voasokitra]