Isaiah 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa rehefa vitan’ny Tompo ny asany rehetra ao amin’ny tendrombohitra Ziona sy i Jerosalema dia hovaliako kosa ny vokatry ny fiavonavonan’ny fon’ny mpanjakan’i Asiria sy ny fireharehan’ny masony miandranandrana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa izao no hitranga raha avy izay hahatanterahan’ny Tompo ny asany manontolo, amin’ny tendrombohitra Siôna sy amin’i Jerosalema, dia hosavako ny vokatry ny fo be anjonanjon’ny mpanjakan’i Asiria, sy ny reharehan’ny masony miandranandrana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa rehefa vitan’ny Tompo avokoa ny asany ao an-tendrombohitra Tsiôna sy ao Jerosalema, dia hofaiziny ny mpanjakan’i Asiria noho ny fony feno avonavona sy ny fijeriny miandranandrana.
Malagasy Bible 1865
Kanefa rehefa vitan'ny Tompo ny asany rehetra ao an-tendrombohitra Ziona sy Jerosalema, dia hovaliany kosa ny vokatry ny fiavonavonan'ny fon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny reharehan'ny fiandranandran'ny masony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa rehefa vitan’ny Tompo ny asany rehetra ao amin’ny tendrombohitra Ziona* sy i Jerosalema dia hovaliako kosa ny vokatry ny fiavonavonan’ny fon’ny mpanjakan’i Asiria sy ny fireharehan’ny masony miandranandrana.
malagasy
Kanefa rehefa vitan'ny Tompo ny asany rehetra ao an-tendrombohitra Ziona sy Jerosalema, dia hovaliany kosa ny vokatry ny fiavonavonan'ny fon'ny mpanjakan'i Asyria sy ny reharehan'ny fiandranandran'ny masony; [Heb: hovaliako]