Isaiah 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no handefasan’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, fahiazana amin’ny tremalahiny. Ary ao ambanin’ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, ny Tompo, Iavehn’ny tafika, haniraka faharerahana hamely ny mpiadiny matanjaka; ary eo ambanin’ny voninahiny, hisy afo mirehitra, toy ny afo amin’ny hain-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao dia tsy hampamokatra intsony ny tany lonaka ao Asiria. Ary toy ny fihanaky ny afo rehefa misy hain-trano no hiparitahan’ny afo mihanaka eo ambanin’ny famirapiratan’io firenena io.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no anateran'ny Tompo, dia ny Tompon'ny maro, fahahiazana amin'ny tremalahiny; Ary ao ambanin'ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no handefasan’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, fahiazana amin’ny tremalahiny. Ary ao ambanin’ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.
malagasy
Koa izany no anateran'ny Tompo, dia ny Tompon'ny maro, fahahiazana amin'ny tremalahiny; Ary ao ambanin'ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.