Isaiah 10:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho vitsy ny hazo sisa any an’alany ka na zazakely aza dia hahasoratra ny isany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho azo isaina ny hazo sisa any an’alany; zaza iray dia hahalatsaka an-tsoratra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo vitsy sisa no ho tavela amin’ny alany, ka na ny zaza bodo aza dia afaka hanisa azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ho vitsy ny hazo sisa any an'alany, ka na dia izay mbola zaza aza hahasoratra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho vitsy ny hazo sisa any an’alany ka na zazakely aza dia hahasoratra ny isany.
malagasy
Ary ho vitsy ny hazo sisa any an'alany, ka na dia izay mbola zaza aza hahasoratra azy.