Isaiah 10:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany andro izany dia ho afaka eo an-tsorokao ny entany, ho afaka amin’ny vozonao ny bao fitondrana entany, ho simba ny bao fitondrana entany noho ny fihatavezanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no hiseho amin’izany andro izany: Ny entan’i Asora hoesorina eo an-tsorokao; ary ny jiogany eo amin’ny vozonao, ka ny tanjakao no hahavaky ny jioga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, hoesoriny eo an-tsorokao ny enta-mavesatra, ary halàny eo am-bozonanao ny zioga. Miakatra ao Samaria ny fahavalo,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia ho afaka eo an-tsorokao ny entany ary ny bao fitondrany ho afaka amin'ny vozonao, ary ho tapaka ny bao fitondrana noho ny fihatavezany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany andro izany dia ho afaka eo an-tsorokao ny entany, ho afaka amin’ny vozonao ny bao fitondrana entany, ho simba ny bao fitondrana entany noho ny fihatavezanao.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia ho afaka eo an-tsorokao ny entany ary ny bao fitondrany ho afaka amin'ny vozonao, ary ho tapaka ny bao fitondrana noho ny fihatavezany.[Heb. simba]