Isaiah 10:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injao, tonga any Aiata izy, mamakivaky an’i Migrona ary mametraka ny entany ao Mikmasy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iny izy tonga ao Ajata, efa mamaky an’i Magrôna, mametraka ny entany ao Makmasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tonga ao akaikin’i Haiata, dia mandalo ao Migrôna ary mametraka ny entany ao Mikmasy.
Malagasy Bible 1865
Injao! tonga any Aiata izy, mamaky an'i Migrona izy ary mametraka ny entany ao Mikmasy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injao, tonga any Aiata izy, mamakivaky an’i Migrona ary mametraka ny entany ao Mikmasy.
malagasy
Injao! tonga any Aiata izy, mamaky an'i Migrona izy ary mametraka ny entany ao Mikmasy,