Isaiah 10:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mikiakiaha mafy, ry Bata-Galima! Mampandria sofina, ry Laisy! Indrisy, ry Anatota mahantra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova antso fitarainana, ry zanaka vavin’i Galima! mampandria sofina, ry Laisa! Indrisy, ry Anatôta mahantra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantsoantsoa mafy, ry olona ao Galima! Mihainoa ianareo ao Laisà, ary mamalia ianareo ao Hanatôta.
Malagasy Bible 1865
Mikiakiaha mafy, ry zanakavavin'i Galima, Mampandria sofina, ry Laisy. Indrisy, ry Anatota mahantra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mikiakiaha mafy, ry Bata-Galima! Mampandria sofina, ry Laisy! Indrisy, ry Anatota mahantra!
malagasy
Mikiakiaha mafy, ry zanakavavin'i Galima, Mampandria sofina, ry Laisy. Indrisy, ry Anatota mahantra!