Isaiah 10:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kapainy amin’ny vy ny ala mikirindro ary i Libanona dia alamaky ny Iray Mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ala milobolobo voakapa amin’ny vy; ary lavo i Libàna alamaky ny Mahefa anankiray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kapaina amin’ny famaky ny ala mikitroka, nianjera ny sedera mijoalajoalan’i Libano.
Malagasy Bible 1865
Ary kapaina vy ny ala mikirindro, ary Libanona dia alamaky ny iray Mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kapainy amin’ny vy ny ala mikirindro ary i Libanona dia alamaky ny Iray Mahery.
malagasy
Ary kapaina vy ny ala mikirindro, ary Libanona dia alamaky ny iray Mahery.