Isaiah 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’i Asiria, tsorakazon’ny fahatezerako! Eny, tehina eny an-tanany ny fahavinirako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’i Asora, tsora-kazon’ny fahatezerako! fiasàn’ny havinirako ny tehina eny an-tanany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO hoe: «Lozan’i Asiria, izay tsorakazo mampihatra ny fahatezerako! Eny, izy no mitazona eny an-tanany ny kibay mampihatra ny fahavinirako.
Malagasy Bible 1865
Endrey! ry Asyria, tsorakazon'ny fahatezerako ô, Eny, tehina eny an-tànany ny fahavinirako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’i Asiria, tsorakazon’ny fahatezerako! Eny, tehina eny an-tanany ny fahavinirako!
malagasy
[Ny amin'ny fanjakan'i Asyria sy ny mbola handravana azy] Endrey! ry Asyria, tsorakazon'ny fahatezerako ô, Eny, tehina eny an-tànany ny fahavinirako!