Isaiah 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo tsy izany no kasainy, ary tsy izay no heverin’ny fony; fa ny handringana no ao am-pony, hamongotra firenena maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tsy izany no heviny, ary tsy izany no heverin’ny fony; fa ny handringana no hany kendreny, sy hamongotra firenena tsy an-kavitsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tsy araka izany no heverin’i Asiria; zavatra hafa no kasain’ny fony, ny handringana no tao an’eritreriny ary ny hamongotra firenena maro indrindra.
Malagasy Bible 1865
Kanjo tsy izany no kasainy, ary tsy izany no heverin'ny fony; Fa ny handringana sy ny hamongotra firenena tsy vitsy no ao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo tsy izany no kasainy, ary tsy izay no heverin’ny fony; fa ny handringana no ao am-pony, hamongotra firenena maro.
malagasy
Kanjo tsy izany no kasainy, ary tsy izany no heverin'ny fony; Fa ny handringana sy ny hamongotra firenena tsy vitsy no ao am-pony.