Isaiah 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tahaka an’i Karkemisy va i Kalno? Tsy tahaka an’i Arpada va i Hamata? Ary tsy tahaka an’i Damaskosy va i Samaria?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy toa an’i Karkemisa va no nahazo an’i Kalnô, tsy toa an’i Arfada va no nahazo an’i Hamata? ary tsy toa an’i Damasa va no nahazo an’i Samaria?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tahaka an’i Karkemisy ve no niafaran’ny tanànan’i Kalne? Tsy tahaka an’i Arpada ve no niafaran’i Hamata? Tsy tahaka an’i Damasy ve no niafaran’i Samaria?
Malagasy Bible 1865
Tsy tahaka an'i Karkemisy va Kalno? Tsy tahaka an'i Arpada va Hamata? Ary tsy tahaka an'i Damaskosy va Samaria?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tahaka an’i Karkemisy va i Kalno? Tsy tahaka an’i Arpada va i Hamata? Ary tsy tahaka an’i Damaskosy va i Samaria?
malagasy
Tsy tahaka an'i Karkemisy va Kalno? Tsy tahaka an'i Arpada va Hamata? Ary tsy tahaka an'i Damaskosy va Samaria?