Isaiah 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, ny Solofon’i Jese, izay hijoro toy ny faneva ho an’ny firenena hafa, dia hotadiavin’ny Jentilisa, ary ho feno voninahitra ny toeram-pitsaharany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hiseho amin’izany andro izany: Ny solofon’i Jese, voatsangana ho fanevan’ny vahoaka samihafa, dia hotadiavin’ny firenena, ary ho be voninahitra ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany ny solofon’i Jisay dia hatsangana ho fanevan’ny firenena rehetra; ka hitady azy ny firenen-kafa, ary hanjary be voninahitra ny fonenany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany ny solofon'i Jese, Izay hitsangana ho fanevan'ny firenena, dia Izy no hotadiavin'ny jentilisa; Ary ny fitoerany dia ho voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, ny Solofon’i Jese, izay hijoro toy ny faneva ho an’ny firenena hafa, dia hotadiavin’ny Jentilisa*, ary ho feno voninahitra ny toeram-pitsaharany.
malagasy
Ary amin'izany andro izany ny solofon'i Jese, Izay hitsangana ho fanevan'ny firenena, dia Izy no hotadiavin'ny jentilisa; Ary ny fitoerany dia ho voninahitra.