Isaiah 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanangana faneva ho an’ny Jentilisa Izy ka hamory ny Israely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely avy any amin’ny vazan-tany efatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izy hanangam-paneva ho an’ny firenena, hamory ny voasesitany amin’i Israely; hanangona ny tafaely amin’i Jodà, avy any amin’ny vazantany efatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanangana faneva ny Tompo mba hahafantaran’ny hafa firenena fa hamory ireo sesitany tamin’i Israely Izy ary hanangona ireo niely patrana tamin’i Joda avy any amin’ny vazan-tany efatra.
Malagasy Bible 1865
Dia hanangana faneva ho an'ny jentilisa Izy ka hamory ny Isiraely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely Avy any amin'ny vazan-tany efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanangana faneva ho an’ny Jentilisa Izy ka hamory ny Israely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely avy any amin’ny vazan-tany efatra.
malagasy
Dia hanangana faneva ho an'ny jentilisa Izy ka hamory ny Isiraely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely Avy any amin'ny vazan-tany efatra.