Isaiah 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsahatra ny fialonan’i Efraima ary hofongorana ny mpandrafy an’i Joda; tsy hialona an’i Joda intsony i Efraima ary tsy handrafy an’i Efraima intsony i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fialofan’i Efraima ho foana; ny fandrafian’i Jodà hitsahatra; i Efraima tsy hialona an’i Jodà intsony; ary i Jodà tsy handrafy an’i Efraima intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitsahatra ny fialonan’i Efraîma ary ho foana ny fankahalàn’i Joda: i Efraîma tsy hialona an’i Joda intsony ary i Joda tsy hankahala an’i Efraîma intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary hitsahatra ny fialonan'i Efraima, ary hofongorana ny fandrafiana an 'i Joda: Efraima tsy hialona an'i Joda, Ary Joda tsy handrafy an'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsahatra ny fialonan’i Efraima ary hofongorana ny mpandrafy an’i Joda; tsy hialona an’i Joda intsony i Efraima ary tsy handrafy an’i Efraima intsony i Joda.
malagasy
Ary hitsahatra ny fialonan'i Efraima, ary hofongorana ny fandrafiana an'i Joda: Efraima tsy hialona an'i Joda, Ary Joda tsy handrafy an'i Efraima.[Na: mpandrafy][Na: ao amin'ny]