Isaiah 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho hanitra ankasitrahana Aminy ny fahatahorana NY TOMPO ka tsy hitsara araka ny hitan’ny masony Izy, na hampanaiky araka ny ren’ny sofiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahatahorana an’i Iaveh no fototry ny fahafinaretany. Tsy hitsara araka izay miseho amin’ny masony izy, na hanapaka araka izay ren’ny sofiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary io no hanoro azy ny fanajana ny TOMPO. Tsy hitsara araka ny ivelany fotsiny izy na hanapaka araka izay ren’ny sofiny,
Malagasy Bible 1865
Ary ho hanitra ankasitrahana aminy ny fahatahorana an'i Jehovah, ka tsy hitsara araka ny hitan'ny masony izy, na hampiaiky araka ny ren'ny sofiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho hanitra ankasitrahana Aminy ny fahatahorana NY TOMPO ka tsy hitsara araka ny hitan’ny masony Izy, na hampanaiky araka ny ren’ny sofiny.
malagasy
Ary ho hanitra ankasitrahana aminy ny fahatahorana an'i Jehovah, ka tsy hitsara araka ny hitan'ny masony izy, na hampiaiky araka ny ren'ny sofiny;