Isaiah 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahamarinana no ho fisikinany, ary fanahy mahatoky no ho fehikibony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahamarinana no hisikinan’ny valahany ary fatra-po mahatoky no ho fehinkibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rariny no ho fisikinany ary ny toetra hentitra no ho fehikibony.
Malagasy Bible 1865
Fahamarinana no ho fisikinany, ary fanahy mahatoky no ho fehin-kibony
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahamarinana no ho fisikinany, ary fanahy mahatoky no ho fehikibony.
malagasy
Fahamarinana no ho fisikinany, ary fanahy mahatoky no ho fehin-kibony