Isaiah 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiara-komana ny ombivavy sy ny bera, hiara-mandry ny zanany, ary hihina-mololo tahaka ny omby ny liona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ombivavy sy ny orsa handeha ho amin’ny tanim-bilona iray, ny zanak’ireo, hiray trano fandriana; ary ny liona hihinam-bilona hoatry ny omby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ombivavy sy ny orsavavy hiara-miraoka; ary ny zanak’izy ireo hiara-matory. Hihinam-bilona toy ny omby ny liona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ombivavy sy ny bera hiara-komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiara-komana ny ombivavy sy ny bera, hiara-mandry ny zanany, ary hihina-mololo tahaka ny omby ny liona.
malagasy
Ary ny ombivavy sy ny bera hiara-komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby;