Isaiah 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ny fifaliana no hantsakanareo rano amin’ny loharanom-pamonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanovo rano an-kafaliana ianareo amin’ny loharanom-pamonjena, ary izao no holazainareo amin’izany andro izany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amim-pifaliana no hantsakanareo eo amin’ny loharanom-pamonjena.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'ny fifaliana no hantsakanareo rano amin'ny loharanom-pamonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ny fifaliana no hantsakanareo rano amin’ny loharanom-pamonjena.
malagasy
Koa amin'ny fifaliana no hantsakanareo rano amin'ny loharanom-pamonjena.