Isaiah 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankalazà NY TOMPO, fa asa lehibe no nataony. Aoka ho fantatra any amin’ny tany rehetra izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’i Iaveh fa nanao zava-mahagaga Izy; ka aoka ho fantatra any amin’ny tany rehetra izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankalazao an-kira ny TOMPO fa asa lehibe no nataony; ary aoka hampahafantarina eran-tany izany!»
Malagasy Bible 1865
Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony; Ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankalazà NY TOMPO, fa asa lehibe no nataony. Aoka ho fantatra any amin’ny tany rehetra izany!
malagasy
Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony; Ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany.Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; Fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin'ny Isiraely.