Isaiah 12:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona! Fa lehibe eo afovoanao ny Iray Masin’ny Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantsoa mafy, manaova firavoravoana, ry vehivavy mponina any Siôna, fa lehibe eo afovoanao, Ilay Masin’i Israely!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifalia sy miravoravoa, ry mponina ao Tsiôna, fa lehibe Ilay eo anivonareo, dia Ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; Fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona*! Fa lehibe eo afovoanao ny Iray Masin’ny Israely!
malagasy
Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; Fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin'ny Isiraely.