Isaiah 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loza hanjo an’i Babilona araka ny fahitan’Isaia zanak’i Amoza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faminaniana momba an’i Babilôna nambara tamin’i Izaia, zanak’i Amôsa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra momba an’i Babilôna araka ny fahitàn’i Isaià, zanakalahin’i Amôtsa.
Malagasy Bible 1865
Faminaniana hitan'Isaia, zanak'i Amoza, ny amin'ny loza hanjo an'i Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loza hanjo an’i Babilona araka ny fahitan’Isaia zanak’i Amoza.
malagasy
[Faminaniana ny loza hanjo an'i Babylona] Faminaniana hitan'Isaia, zanak'i Amoza, ny amin'ny loza hanjo an'i Babylona.