Isaiah 13:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho tahaka ny gazela hazaina ny olona, ary ho tahaka ny ondry aman’osy tsy misy mpamory ka samy ho lasa any amin’ny fireneny avy izy; eny, samy handositra ho any amin’ny taniny avy izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany ny olona tahaka ny gazela enjehina, tahaka ny biby fiompy tsy misy mpamory, dia samy hitodika ny fireneny avy, sy handositra ho any amin’ny taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany ny olona ho tahaka ny gazela hazaina na ho tahaka ny ondry aman’osy tsy misy mpiandry, ka samy ho lasa any amin’ny fireneny avy sy handositra any amin’ny taniny avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ho tahaka ny gazela hazaina ny olona, sy ho tahaka ny ondry aman'osy tsy misy mpamory, ka dia samy ho lasa any amin'ny fireneny avy izy, eny, samy handositra ho any amin'ny taniny avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho tahaka ny gazela hazaina ny olona, ary ho tahaka ny ondry aman’osy tsy misy mpamory ka samy ho lasa any amin’ny fireneny avy izy; eny, samy handositra ho any amin’ny taniny avy izy;
malagasy
Ary ho tahaka ny gazela hazaina ny olona, sy ho tahaka ny ondry aman'osy tsy misy mpamory, ka dia samy ho lasa any amin'ny fireneny avy izy, eny, samy handositra ho any amin'ny taniny avy izy.