Isaiah 13:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
holefonina izay rehetra azo ary ho lavon’ny sabatra izay rehetra tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay hita rehetra ho voagorobaka, izay voasambotra rehetra ho lavon’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra ho hita ao Babilôna dia ho gorobaky ny tsipîka, ary izay rehetra ho tratra ao dia hovonoina amin’ny sabatra.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
holefonina izay rehetra azo ary ho lavon’ny sabatra izay rehetra tratra.
malagasy
Izay rehetra azo dia holefonina, ary izay rehetra tratra dia ho lavon'ny sabatra.