Isaiah 13:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handripaka ny zatovo ny tsipìkany ary tsy hamindrany fo izay ateraky ny kibo; eny, tsy hiantran’ny masony na dia ny zaza aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsipìkany handripaka ny zatovo; ny naloaky ny kibo, tsy hananany antra; ny zaza tsy hiantran’ny masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haringany amin’ny tsipîkany ny tanora, tsy hamindrany fo ny zaza vao teraka, ary tsy hiantrany akory ny ankizy.»
Malagasy Bible 1865
Ny tsipìkany handripaka ny zatovo, ary izay ateraky ny kibo tsy hamindrany fo, eny, na dia ny zaza aza tsy hiantran'ny masony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handripaka ny zatovo ny tsipìkany ary tsy hamindrany fo izay ateraky ny kibo; eny, tsy hiantran’ny masony na dia ny zaza aza.
malagasy
Ny tsipìkany handripaka ny zatovo, ary izay ateraky ny kibo tsy hamindrany fo, eny, na dia ny zaza aza tsy hiantran'ny masony.