Isaiah 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Babilona izay ravaky ny fanjakana maro, tabiha sy reharehan’ny Kaldeana, dia ho rava tahaka ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy i Gomora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Babilôna, ilay ravaky ny fanjakana maro, haingon’ny Kaldeanina be rehareha, dia hanahaka an’i Sôdôma sy i Gômôra izay noravan’Andriamanitra. Tsy hisy mponina intsony ao aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Babilôna, izay ravaky ny fanjakana sady tabiha sy reharehan’ny Babilônianina, dia horavàn’Andriamanitra tahaka an’i Sôdôma sy i Gômôra.
Malagasy Bible 1865
Ary Babylona, ravaky ny fanjakana maro Tabiha sy reharehan'ny Kaldeana, Dia ho rava tahaka ny nandravan'Andriamanitra an'i Sodoma sy Gomora;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Babilona izay ravaky ny fanjakana maro, tabiha sy reharehan’ny Kaldeana, dia ho rava tahaka ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy i Gomora;
malagasy
Ary Babylona, ravaky ny fanjakana maro Tabiha sy reharehan'ny Kaldeana, Dia ho rava tahaka ny nandravan'Andriamanitra an'i Sodoma sy Gomora;