Isaiah 13:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manangàna faneva eo an-tampon’izay tendrombohitra mangadihady ianareo, manandrata feo hiantso azy, hofahofay tanana izy mba hiditra amin’ny vavahadin’ireo olo-manankaja!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangàna faneva, eo amin’ny tendrombohitra mangadihady; antsoy amin’ny feo avo izy ireo, hofay tanana izy, handingana ny vavahadin’ireo mpanapaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO hoe: «Manangàna faneva eo an-tendrombohitra mangadihady. Ampandreneso amin’ny koka lava ireo mpiady. Hofahofay tanana izy mba hiditra amin’ny vavahadin’ny miaramila manolo-tena.
Malagasy Bible 1865
Manangàna faneva eo an-tampon'izay tendrombohitra mangadihady ianareo, manandrata feo hiantso azy, hofay tanana izy hiditra amin'ny vavahadin'ireo mpanapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manangàna faneva eo an-tampon’izay tendrombohitra mangadihady ianareo, manandrata feo hiantso azy, hofahofay tanana izy mba hiditra amin’ny vavahadin’ireo olo-manankaja!
malagasy
Manangàna faneva eo an-tampon'izay tendrombohitra mangadihady ianareo, manandrata feo hiantso azy, hofay tanana izy hiditra amin'ny vavahadin'ireo mpanapaka.