Isaiah 13:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy any amin’ny tany lavitra izy ireo, avy any amin’ny faravodilanitra; NY TOMPO sy ireo fitaovam-piadian’ny fahatezerany no avy handrava ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy any an-tany lavitra, avy any am-paravodilanitra izy ireo dia i Iaveh sy ireo entiny manatanteraka ny fahatezerany handravany ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga avy any an-tany lavitra ireo, avy any am-paravodilanitra any hoenti-mandrava manontolo io tany io: ny TOMPO sy ireo fitaovan’ny fahatezerany izany.
Malagasy Bible 1865
Izay avy any amin'ny tany lavitra, any amin'ny faravodilanitra, dia Jehovah sy ireo fitaovan'ny fahatezerany, ho enti-mandrava ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy any amin’ny tany lavitra izy ireo, avy any amin’ny faravodilanitra; NY TOMPO sy ireo fitaovam-piadian’ny fahatezerany no avy handrava ny tany rehetra.
malagasy
Izay avy any amin'ny tany lavitra, any amin'ny faravodilanitra, dia Jehovah sy ireo fitaovan'ny fahatezerany, ho enti-mandrava ny tany rehetra.