Isaiah 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midradradradrà ianareo fa antomotra ny Andron’NY TOMPO; tahaka ny fandravan’ny Tsitoha no fiaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hinaonaona ianareo, fa antomotra ny andron’i Iaveh: toy ny fandravana ataon’ny Tsitoha no fiaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova kiakiakam-pisaonana, satria akaiky ny andron’ny TOMPO; toy ny loza tsy hay tohaina no firongany avy amin’Andriamanitra Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Midradradradrà ianareo, fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midradradradrà ianareo fa antomotra ny Andron’NY TOMPO; tahaka ny fandravan’ny Tsitoha no fiaviny.
malagasy
Midradradradrà ianareo, fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny.