Isaiah 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia hiraviravy ny tanana rehetra, ary ho kivy ny fon’ny olona rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany ny tanana rehetra hiraviravy; ny fon’ny olombelona rehetra ho reraka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia hiraviravy tanana ny besinimaro ary ho ketraka ny fon’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia hiraviravy ny tanana rehetra, ary ho kivy ny fon'ny zanak'olombelona rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia hiraviravy ny tanana rehetra, ary ho kivy ny fon’ny olona rehetra;
malagasy
Ary noho izany dia hiraviravy ny tanana rehetra, ary ho kivy ny fon'ny zanak'olombelona rehetra;