Isaiah 13:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, avy ny Andron’NY TOMPO; andron’ny loza sy fahavinirana ary firehetan’ny fahatezerana mba hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro tonga ny andron’i Iaveh, andro fahalozàna, fahavinirana sy firehetam-pahatezerana, hampanjary ny tany ho efitra, sy handringana ny mpanota eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro avy ny andron’ny TOMPO, andro ombàm-pahatezerana tsy azo ivalozana sy isehoam-pahavinirana mirehitra, ka hahatonga izany tany izany ho hay sady handringanana ny mpanota tsy ho ao intsony.
Malagasy Bible 1865
Indro, avy ny andron'i Jehovah, dia loza sy fahavinirana ary firehetan'ny fahatezerana hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, avy ny Andron’NY TOMPO; andron’ny loza sy fahavinirana ary firehetan’ny fahatezerana mba hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao.
malagasy
Indro, avy ny andron'i Jehovah, dia loza sy fahavinirana ary firehetan'ny fahatezerana hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao.