Isaiah 14:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy hiteny aminao izy rehetra hoe: Hay ianao koa mba osa tahaka anay, efa tonga tahaka anay ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy miteny izy rehetra, hilaza aminao hoe: ‹Ianao koa miongàna toa anay, ka indro ianao tsy misy hafa aminay!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy hiteny izy rehetra ka hanao aminao hoe: «Ianao koa hay malemy tahaka anay, efa tonga mitovy aminay!»
Malagasy Bible 1865
Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! ianao koa mba efa osa tahaka anay! Efa tonga tahaka anay ianao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy hiteny aminao izy rehetra hoe: Hay ianao koa mba osa tahaka anay, efa tonga tahaka anay ianao!
malagasy
Izy rehetra samy hiteny aminao hoe: Hay! ianao koa mba efa osa tahaka anay! Efa tonga tahaka anay ianao!