Isaiah 14:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny anakampo ianao hoe: Hiakatra any an-danitra aho, ary hasandratro ho ambonin’ny kintan’Andriamanitra ny sezafiandrianako; dia hipetraka eo amin’ny tendrombohitra Fihaonana any amin’ny farany avaratra aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao ilay nanao anakampo hoe: ‹Hiakatra any an-danitra aho; ary ambony mihoatra ny kintan’Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; hipetraka eo ambonin’ny tendrombohitry ny fivoriana, eny amin’ny avaratra avo tsy hita noanoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ianao anakampo hoe: «Hiakatra any an-danitra any aho ka hametraka ny sezafiandrianako ho avo noho ny kintan’Andriamanitra; dia eo amin’ilay tendrombohitra fivoriana, izay any am-parany avaratra, no hipetrahako.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao efa nanao anakampo hoe: Any an-danitra no hiakarako, ary ambonin'ny kintan'Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; Dia hipetraka eo an-tendrombohitra; fivoriana any am-parany avaratra aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny anakampo ianao hoe: Hiakatra any an-danitra aho, ary hasandratro ho ambonin’ny kintan’Andriamanitra ny sezafiandrianako; dia hipetraka eo amin’ny tendrombohitra Fihaonana any amin’ny farany avaratra aho;
malagasy