Isaiah 14:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo hampidinina hatrany amin’ny fitoeran’ny maty ianao, ho any am-parany lalina amin’ny lavaka mangitsokitsoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo indro ianao latsaka atỳ amin’ny Seoly, atỳ amin’ny hantsana lalina tsy hita noanoa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo any amin’ny fonenan’ny maty, any amin’ny fanambanin’ny lavaka, no tsy maintsy nidinanao.
Malagasy Bible 1865
Kanjo hampidinina hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita ho any ampara-vodilavaka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo hampidinina hatrany amin’ny fitoeran’ny maty ianao, ho any am-parany lalina amin’ny lavaka mangitsokitsoka.
malagasy
Kanjo hampidinina hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita ho any ampara-vodilavaka ianao.[Heb. Sheola]