Isaiah 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hibanjina anao izay mahita anao ka hihevitra anao hoe: Moa ity va ilay lehilahy nampihorohoro ny tany sy nampihozongozona ny fanjakana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mahita anao, mibanjina anao, sady manao tsara jery anao, manao hoe: ‹Io va izany olona nampitabataba ny tany, nampihozongozona ny fanjakana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mahita anao any dia hibanjina anao, sy handinika anao fatratra ka hanao hoe: «Ity tokoa ve ilay lehilahy izay nampihorohoro ny tany sy nandrodana fanjakana maro,
Malagasy Bible 1865
Izay mahita anao hibanjina anao sy hihevitra anao hoe: Moa io va ilay lehilahy nampihorohoro ny tany sy nampihozongozona ny fanjakana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hibanjina anao izay mahita anao ka hihevitra anao hoe: Moa ity va ilay lehilahy nampihorohoro ny tany sy nampihozongozona ny fanjakana
malagasy
Izay mahita anao hibanjina anao sy hihevitra anao hoe: Moa io va ilay lehilahy nampihorohoro ny tany sy nampihozongozona ny fanjakana