Isaiah 14:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nanao izao tontolo izao ho tany efitra sy nandrava ny tanànany ary tsy nandefa ny mpifatotra hody?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nampanjary efitra an’izao tontolo izao, nandrava ny tanàna, tsy nandefa ny babo hody any aminy?› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanova izao tontolo izao ho taniefitra fa sady nandrava tanàna no tsy nandefa ireo gadra hody!»
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izao tontolo izao ho efitra sy nandrava ny tanànany Ary tsy nandefa ny mpifatotra hody?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nanao izao tontolo izao ho tany efitra sy nandrava ny tanànany ary tsy nandefa ny mpifatotra hody?
malagasy
Ary nanao izao tontolo izao ho efitra sy nandrava ny tanànany Ary tsy nandefa ny mpifatotra hody?