Isaiah 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanjakan’ny firenena rehetra dia samy mandry amin’ny voninahitra avokoa, samy ao am-pasany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjaka rehetran’ny firenena, samy mandry amim-boninahitra avokoa, eo an-tranony avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjaka rehetra nifehy firenena fahizay dia samy mandry amim-boninahitra ao am-pasany avy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanjaka rehetra amin'ny firenena samy mandry amin'ny voninahitra avokoa, ary samy ao am-pasany avy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanjakan’ny firenena rehetra dia samy mandry amin’ny voninahitra avokoa, samy ao am-pasany avy.
malagasy
Ny mpanjaka rehetra amin'ny firenena samy mandry amin'ny voninahitra avokoa, ary samy ao am-pasany avy;[Heb. tranony]