Isaiah 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa dia nariana niala lavitra ny fasanao, tahaka ny solofon-kazo ratsy izay ariana, sady voatsindrin’ny fatin’ny voavono, dia ireo voatrabaky ny sabatra ka nampidinina ho ao amin’ny vato ao an-davaka, tahaka ny faty hitsakitsahin’ny tongotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ianao kosa nariana lavitry ny fasanao, toy ny sampana atao tsinontsinona, tototry ny maty novonoina tamin’ny sabatra, sy voavarina any amin’ny sola-baton’ny hantsana manjombona, tahaka ny faty voahosihosy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa dia nariana ivelan’ny fasanao toy ny zaza rano maharikoriko; tahaka ny razana voahitsakitsaka ianao, fa olona voavono ho faty no manindry anao, dia ireo olona voatrobaky ny sabatra. Ka naidina eo ambony lampivato ao am-pasana ireny,
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa dia nariana niala lavitra ny fasanao, tahaka ny solofon-kazo ratsy izay ariana, sady voatsindrin'ny fatin'ny voavono ianao, dia ireo voatrabaky ny sabatra, ka midina ho ao amin'ny vato ao an-davaka, tahaka ny faty hitsakitsahin'ny tongotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa dia nariana niala lavitra ny fasanao, tahaka ny solofon-kazo ratsy izay ariana, sady voatsindrin’ny fatin’ny voavono, dia ireo voatrabaky ny sabatra ka nampidinina ho ao amin’ny vato ao an-davaka, tahaka ny faty hitsakitsahin’ny tongotra.
malagasy