Isaiah 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy halevina miaraka amin’ireny ianao satria efa nanimba ny taninao sady efa namono ny olonao; tsy hotononina mandrakizay ny taranaky ny mpanao ratsy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba hiaraka amin’izy ireo eny am-pasana ianao, satria nandevona ny taninao, ary nandringana ny vahoakanao! Tsy hotononina mandrakizay ny taranaky ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa tsy mba halevina miaraka aminy ianao satria nanimba ny taninao sady namono ny vahoakanao. Tsy ho voatonona mandrakizay ny anaran’ny taranakao mpanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Tsy halevina tahaka ireny ianao, satria efa nanimba ny taninao sady efa namono ny olonao; tsy hotononina mandrakizay ny taranaky ny mpanao ratsy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy halevina miaraka amin’ireny ianao satria efa nanimba ny taninao sady efa namono ny olonao; tsy hotononina mandrakizay ny taranaky ny mpanao ratsy!
malagasy
Tsy halevina tahaka ireny ianao, satria efa nanimba ny taninao sady efa namono ny olonao; tsy hotononina mandrakizay ny taranaky ny mpanao ratsy!