Isaiah 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hitsangana hamely azy Aho, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. Hofoanako ny anaran’i Babilona sy izay sisa ao mbamin’ny zanany sy ny taranany, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsangan-kamely ireny aho, - teny ton’i Iavehn’ny tafika - ary hofoanako amin’i Babilôna avokoa ny anarana sy izay sisa eo, ny taranaka aman-tsolofo, - teny ton’i Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hitsangana hamely ny Babilônianina Aho, hoy ny teny hentitry ny TOMPOn’izao rehetra izao; hofoanako ny anaran’i Babilôna sy ny dindony mbamin’ny zanany sy ny taranany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa hitsangana hamely azy aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary hofoanako ny anaran'i Babylona sy izay sisa ao mbamin'ny zanany sy ny taranany, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hitsangana hamely azy Aho, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. Hofoanako ny anaran’i Babilona sy izay sisa ao mbamin’ny zanany sy ny taranany, hoy NY TOMPO.
malagasy
Fa hitsangana hamely azy aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary hofoanako ny anaran'i Babylona sy izay sisa ao mbamin'ny zanany sy ny taranany, hoy Jehovah.