Isaiah 14:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko fonenan’ny sokina sy ho honahona izy ary hofafako amin’ny kifafa fandringanana, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko fonenan-tsokina, amam-pihandronan-drano izy, ary hofafako amin’ny kofafa fandringanana, - teny ton’i Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hataoko tonga honahona fonenan-tsokina izy, hofafako amin’ny kifafa i Babilôna ka ho levona, hoy ny teny hentitry ny TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary hataoko fonenan'ny sokina sy fihandronan'ny rano izy, ary hofafako kifafa fandringanana izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko fonenan’ny sokina sy ho honahona izy ary hofafako amin’ny kifafa fandringanana, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ary hataoko fonenan'ny sokina sy fihandronan'ny rano izy, ary hofafako kifafa fandringanana izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.