Isaiah 14:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nianiana Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iavehn’ny tafika nianiana hoe: «Eny, ho tò izay hevitra efa nokasaina; ary ho tanteraka izay efa notapahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPOn’izao rehetra izao dia efa nanao fianianana hoe: «Izay noheveriko no ho tonga, izay notapahiko no hiseho.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Tompon'ny maro, efa nianiana hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nianiana Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy:
malagasy
Jehovah, Tompon'ny maro, efa nianiana hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy,